|
|
|
|

Teny iditra 1  migoana
Fototeny  2 goana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mamoaka feo mafy avy amin' ny fifandonan-javatra, toy ny varavarana mikatona mafy amin' ny tolana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  8 to sound, as the door when knocked. [1.2]
Voambolana  9  Feo

Fivaditsoratra  10 amangio, 11 amangoy, 12 migaona, migoana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20