Teny iditra | mifoko (foko) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mitambatra, miray fo sy saina mba hanao zavatra, miray dina [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To join, to unite, to associate, to conspire. [1.2] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | mifoko, mikofo |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |