|
|
|
|

Teny iditra 1  mifoka
Fototeny  2 foka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mitroka na misintona dia mamoaka: Mifoka sigara
9 Mitroka ary mitelina: Mifoka rivotra madio
10 Mandritra, misintona: Mifoka ny ranonando ny masoandro vaomaraina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  11 to breathe in, to absorb; to smoke tobbacco [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 aspirer; absorber; fumer [1.8]
Ohatra  13  Tadidiko teo koa ilay teniny hoe : "misotro toaka, mifoka rongony, manao fiainam-bandro. [2.4#]
Fikambanana  14  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 2 misy ny teny how mifoka

Fivaditsoratra  15 famoky, 16 mifako, mifoka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20