|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  mifinjifinjy
Fototeny  2 finjifinjy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mivihivihy: Misy maharary an' ity zaza ity angamba fa mifinjifinjy erý izy rehefa mivalan-drano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to shudder, to quake from pain or fear. [1.2]

Teny iditra (2/2) 10  mifinjifinjy
Fototeny  11 finjifinjy
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Tery dia tery: Mifinjifinjy loatra iny akanjonao iny ka esory fa sao mankarary anao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  17 to fit tighly (of clothing) [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  18 être collant (se dit des vêtements) [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20