|
|
|
|

Teny iditra 1  mifetsy
Fototeny  2 fetsy
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mangalatra amim-pahakingana: Fadio ny mifetsy zavatr' olona, rankizy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to deceive, to impose on, to beguile, to circumvent. [1.2]
10 to trick, to get the best of [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 tromper par des ruses [1.8]
Ohatra  12  mba tsy hisy hanao saina hifetsy ny rahalahiny amin'izany [2.996]

Fivaditsoratra  mifetsy, 13 mifitse, 14 tsifemy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20