|
|
|
|

Teny iditra 1  mifelana
Fototeny  2 felana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mivelatra, vaky: Efa mifelana ny voninkazo
8 Manao teny mamy, vava soa, mampanantena hanao [1.1]

Fivaditsoratra  9 fanalemy, 10 fanilema, 11 mifanela, mifelana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20