|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanontona
Fototeny  2 tontona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tonga misesy ka ny eo tsy lasa, ny hafa avy ihany: Nifanontona ny raharaha androany ka saika tsy nahita fotoana hisakafoana akory aho
8 Mianjera amin' ny fotoana iray: Nifanontona androany ny fankalazana ny fanambadiany sy ny fanadinany [1.1]
Ohabolana  9  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21