|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanome
Fototeny  2 ome
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Ka isika, tsy mifanome henatra [2.245#56]
8  Ary nifanome toky Tsiafahy sy Andrianampoinimerina [2.508#388]
9  Samy marary moa ka tsy afaka hangataka sy hifanome alalana handeha mialohan' ny hafa [2.470#51]
10  Aoka isika lehilahy kristianina hiara-kijoro sy hiara-kifanome tanana amin'ny fampandrosoana [4.43]

Fivaditsoratra  11 mifameno, mifanome

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20