|
|
|
|

Teny iditra (1/3) 1  mifanolotra
Fototeny  2 olotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifampikasika: Nifanolotra angaha ny tranonareo taloha?
8 mifanakaiky [1.1]
Fikambanana  9  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how mifanolotra

Teny iditra (2/3) 10  mifanolotra
Fototeny  11 tolotra
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
13  Ny ankehitriny :
14  Ny lasa :
15  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  16 Mifanome: Nifanolotra peratra izy ireo [1.1]

Teny iditra (3/3) 17  mifañolotra
Sokajin-teny  18  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  19 [Tanala] mifanila [1.78]

Fivaditsoratra  mifanolotra, mifañolotra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15