|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanjana
Fototeny  2 fanjana
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Tsy misy mety manao asa iray fa miandry ny sasany ka manilika aminy
8 Tsy mety manao raha tsy kely noho ny an' ny hafa ny anjaran' ny tena [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to urge one another to do a thing, to put off from one to another, to impose on others what each one shuns for himself. [1.2]
10 to dispute about who is to do what [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 se renvoyer le travail, la responsabilité [1.8]
Ohatra  12  rehefa mifanjana, dia faharavana tanteraka no anjara. [2.285#]

Fivaditsoratra  13 mañafinja, 14 mifañanja, mifanjana

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20