|
|
|
|
Teny iditra
1
mifanarotika
Fototeny
2
ro
tika
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mifanarotika
5
Ny lasa :
nifanarotika
6
Ny hoavy :
hifanarotika
Fanazavàna teny malagasy
7
Mikorontana, misaritaka
8
Tsy mifanaraka, misavorovoro
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20