|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanapotika
Fototeny  2 potika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Dia lazaiko an' i dada fa amin' io "aferafera" io dia mifaninana sy mifanapotika fotsiny no atao ao satria samy te-hahazo betsaka noho ny sasany, ka izay kely hery no potika sy mon-tsana. [2.285#307]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20