|
|
|
|

Teny iditra 1  mifanandro
Fototeny  2 anandro
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mifandimby miasa araka ny andro nifanarahana; mifampizara andro hiasana amin' ny asa anankiray tokony hifarimbonana; ohatra: Ny alatsinainy andRabe, ny talata an-dRakoto, ny alarobia an-dRanaivo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to take in turn, to be reciprocal, to alternate. [1.2]

Fivaditsoratra  10 fanamondry, mifanandro

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20