|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampiziva
Fototeny  2 ziva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Ohatra  7  Izany no nahatonga azy ho tsara fihavanana tamin' ny Betsileo sy mifampiziva taminy, izany hoe manana firaisam-po sy fifampitokisana tena mafy ka aseho amin' ny sangy mahery toa manafintohina ifanaovana. [2.508#40]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20