|
|
|
|

Teny iditra 1  mifampitakona
Fototeny  2 takona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Mifampitondra (kilalao ataon' ny ankizy izay mifampitondra amin' ny tehina bao) [1.1]
Voambolana  8  Kilalao

Fivaditsoratra  9 mifampikatona, mifampitakona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20