|
|
|
|

Teny iditra 1  mielatrelatra
Fototeny  2 elatrelatra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza olona nibonoka tao anaty lamba ka manakifika io lamba io, misehoseho amin' ny rivotra [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20