Teny iditra midola (dola)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Midola anaty arabe tsy mba manan-java-mahamaika tokoa àry ianareo, fa ny hobikain'ny olona ihany no tadiavinareo. [2.1010]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : midola
Ny lasa : nidola
Ny hoavy : hidola
Kamban-teny 
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/25