|
|
|
|

Teny iditra 1  mibohitra
Fototeny  2 bohitra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mibontsina, mivohon-tsotro, misondrotra noho ny manodidina: Mibohitra ny arabe
9 Mikomy amy manohitra mamaly: Nibohitra ny mpampiasa ny mpiasa noho ny fitondrona tsy roriny nataony taminy [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  10 to be convex or protuberant. [1.2]

Fivaditsoratra  11 ahitromby, Ahitromby, mibohitra

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15