|
|
|
|

Teny iditra 1  mibohika
Fototeny  2 bohika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Be kiry sy di-doha tsy resy tohika na resimbava: Mibohika amin' ny heviny Rakoto ka sarotra ifampiraharahana [1.1]

Fivaditsoratra  mibohika, 8 mihaboky, 9 mihiboka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20