|
|
|
|
Teny iditra
1
mibedy
Fototeny
2
be
dy
Sokajin-teny
3
matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny
4
Ny ankehitriny :
mibedy
5
Ny lasa :
nibedy
6
Ny hoavy :
hibedy
7
Filaza mandidy :
mibede
Fanazavàna teny malagasy
8
Maniny, mananatra, mitezitra olona ka miteniteny azy lava
[
1.1
]
Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20