Teny iditra mibarabara (barabara (bara))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be hoarse, to speak hoarsely
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibarabara
Ny lasa : nibarabara
Ny hoavy : hibarabara

Teny iditra mibarabara (barabara)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To be open. See banabana [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mibarabara
Ny lasa : nibarabara
Ny hoavy : hibarabara

Teny iditra mibarabara
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] manomba, mtetika [1.78]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09