|
|
|
|

Teny iditra 1  mibanaika
Fototeny  2 banaika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamindra tsy taitra, tsy rototra; mihaminkamina fatratra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to walk slowly. Compare bonaika [1.2]

Fivaditsoratra  10 am-baikany, 11 mianakaby, mibanaika

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20