Teny iditra | mibanabana (banabana) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mivoha tanteraka, misokatra araka izay fara fisokafany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To make wide open, as a door; to be exposed to view; to be unconcealed. [1.2] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |