|
|
|
|

Teny iditra 1  miato
Fototeny  2 ato
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mijanona kely eo antenatenan' ny asa atao, manapaka: Impolo niato izy vao vita ilay vakiteny [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to stop, to stay, to detain. [1.2]
10 to stop for a while [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  11 s'arrêter [1.8]
Fikambanana  12  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 1 misy ny teny how miato

Fivaditsoratra  13 atimo, 14 maito, 15 maoty, 16 Matio, 17 matoy, miato, 18 miota, 19 mitao, 20 mitoa, 21 moita, 22 tamio, 23 tamoy, 24 taomy

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20