|
|
|
|

Teny iditra 1  miapoka
Fototeny  2 apoka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mianjera mitsotra sy miampatra: Niapoka teny an-dalambe izy noho ny harerahany be loatra [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to fall prostrate, to fall at full length, to be prostrate. [1.2]
Ohabolana  10  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  miapoka, 11 mipaoka, 12 mipoaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21