Teny iditra | miandry faty | |
Singan-teny | miandry ; faty | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Miaritory raha misy maty [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To wake over the dead [1.7] | |
Fanazavàna teny frantsay | Veiller un mort [1.8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/25 |