Teny iditra | miala rivotra | |
Singan-teny | miala ; rivotra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mihataka amin' ny rivotra iainana andavanandro -- miala amin' ny trano fonenana misy mosavy nataon' olona [1.1] | |
Fanazavàna teny anglisy | To take exercise for the purpose of getting fresh air. [1.2] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/08 |