|
|
|
|

Teny iditra 1  miaika
Fototeny  2 aika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mikitroka mifanizina: Niaika ny vahoaka teo amin' ny kianjan' i Mahamasina [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to come close together, to assemble, to meet in congress; to proceed to the army, to go to the war. [1.2]

Fivaditsoratra  miaika, 10 Mikaia

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20