Teny iditra miafinafina (afinafina (afina))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Rehefa lasa namonjy an'ilay fety anefa ireo rahalahiny, dia mba nandeha koa izy, saingy tsy niharihary fa toa niafinafina [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : miafinafina
Ny lasa : niafinafina
Ny hoavy : hiafinafina

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20