Teny iditra | meso | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Antsy fandidiana laoka efa masaka; antsy kely fitsongoana anana [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Sakalava-Mayotte] Couteau [1.405] | |
Ohatra | mandidy ny tsy handrahoina, manokana ny tsy hohanina, mandidy tsy amin' ny meso
[2.69] | |
Teny iditra | meso | |
Sokajin-teny | mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | [Bara] kingakinga [1.78] | |
Fivaditsoratra | meso, mose |
Nohavaozina tamin' ny 2022/11/07 |