Teny iditra mavitrika (vitrika)
Sokajin-teny mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Matanjaka ary mazoto, marisika hanao zavatra: Aoka havitrika rehefa miasa fa aza milasilasy toy izao [1.1]
Fanazavàna teny anglisy Nimble, quick [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Leste, agile [1.8]
Tovy hevitra mavitribitrika
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20