Teny iditra | mavao | ||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Masiso [1.78] | ||
Ratsy fofona, manomboka ho simba, mihasimba, miharatsy: Efa mavao izany divay izany Jereo maimbo [1.1] | |||
Kamban-teny |
| ||
Fivaditsoratra | mavao, mavoa |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |