Teny iditra matoantenin' ny mpanao
Singan-teny matoanteny ; mpanao
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Raha ny olona na zavatra manao ny asa no atao teny lazaina, dia atao hoe "matoantenin' ny mpanao" no anaran' ny matoanteny. Ohatra: milalao ny ankizy ; mampirehitra afo Isambilo [1.146]
Fanazavàna teny anglisy Active verb [1.26]
Voambolana 

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/11