Teny iditra | masonjoany | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Karazan-kazo fanosoran'ny vehivavy ny tarehiny mba hampihodi-bola azy sy hampanify hodi-tava azy [1.78] | |
Fanazavàna teny frantsay | [Tanosy] (mis pour masinjoana, pour masinjany). Bois aromatique. Peut être une troisième espèce de faux-santal exporté vers l'Inde. [1.196] | |
Voambolana | Haizavamaniry | |
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/05 |