Teny iditra masonaombelahy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Sakalava] Firavaka farantsa kely volamena roa iambozonana miseho hitsin' ny afovoan' ny taolampanavy avy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31