Teny iditra | mari-pandraisana | |
Singan-teny | mari- (marika) ; fandraisana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Taratasy soniavina manamarina fa voaray ny zavatra [1.13] | |
Fanazavàna teny frantsay | Accusé de réception [1.13] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/11/20 |