Teny iditra | marikoditra | ||||
Singan-teny | marika ; hoditra | ||||
Sokajin-teny | kambanteny | ||||
Fanazavàna teny malagasy | (mari-koditra) ilazana ny olona mangatsiaka ka mangovingovitra hila hanavy; mahatsiaro mangatsiaka ka mitsangantsangam-bolo [1.1] | ||||
Mihorin-koditra noho ny hatsiaka [1.62] | |||||
Ohatra |
| ||||
Voambolana | Fahasalamana | ||||
Kamban-teny |
| ||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/06/17 |