Teny iditra | marikivy | ||||||
Sokajin-teny | mpamaritra | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Handatra ary manaikitra kely ka mampiteraka ranonivy: Marikivy ny voasary makirana [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | Sour, acid [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | Aigre, acide [1.8] | ||||||
Qui a un goût acide, aigrelet [1.196] | |||||||
Ohatra |
| ||||||
Sampanteny |
| ||||||
| |||||||
Nohavaozina tamin' ny 2022/05/03 |