Teny iditra | mari-hoditra | |
Singan-teny | maritra ; hoditra | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Mangatsiaka ka mahatsiaro mitsangantsangam-bolo (mafana ny hoditra ka mahatsiaro mangatsiaka ny tena voakasiky ny rivotra manodidina) [1.1] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |