Teny iditra | marao (rao) | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | Masaisay raha kasihina, tsy malama, misy mibontsimbontsina, marokoroko, masaosao: Vato maraorao, [1.1] | |||
Fanazavàna teny anglisy | Rough to the touch [1.2, 1.7] | |||
Fanazavàna teny frantsay | Rugueux au toucher [1.8] | |||
Kamban-teny |
| |||
Teny iditra | marao | |||
Sokajin-teny | mpamaritra | |||
Fanazavàna teny malagasy | [Taisaka] Tanora, zazalahy kely [1.78] | |||
Fivaditsoratra | amaro, marao, maroa, moara |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/19 |