Teny iditra | maoja | ||
Sokajin-teny | anarana | ||
Fanazavàna teny malagasy | Taolam-balahana izany hoe ilay taolana ifandraisan' ny tenabe sy ny fe [1.1] | ||
Voambolana | Haiaina | ||
Kamban-teny |
| ||
Tsipelina hafa | moja | ||
Fivaditsoratra | ajoma, maoja |
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/22 |