|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manotikotika
Fototeny  2 kotikotika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mamotipotika: Aza manotikotika ny akanjoko
9 Mampisafotofoto, mampisavorovoro: Manotikotika kofehy
10 Toa tsaroana misy mandroridroritra, mitambolimbolina, mitangolika: Manotihotika ny kiboko [1.1]

Teny iditra (2/2) 11  mañotikotika
Sokajin-teny  12  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  13 [Bezanozano] mandrovidrovitra [1.78]

Fivaditsoratra  14 mañitokitoka, mañotikotika, manotikotika

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/13