|
|
|
|

Teny iditra 1  manonotra
Fototeny  2 onotra
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Manongotra volo [1.1]
9 [Antambahoaka] manongotra (mamolovolo) [1.78]
Fanazavàna teny anglisy  10 to pluck. [1.2]

Fivaditsoratra  manonotra, 11 manotrona, manotròna

Nohavaozina tamin' ny 2026/08/15