|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  manoha
Fototeny  2 toha
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Manakana: Manoha ny mpianatra tsy hivoaka
8 Manohitra zavatra mahery: Manoha riana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  9 to prevent, to impede to resist, to oppose [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  10 empêcher, faire obstacle: résister [1.8]
Fikambanana  11  Fitenena, anaran-tany, anaram-java-maniry sy ny sisa miisa 4 misy ny teny how manoha
Ohabolana  12  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (2/2) 13  manoha
Sokajin-teny  14  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  15 [Sihanaka] tsy mahasalama (trano sy finoana) [1.78]

Fivaditsoratra  16 Hamona, 17 homana, manoha, 18 Nahoma

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/21