|
|
|
|

Teny iditra 1  mankasitraka
Fototeny  2 sitraka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8 Mampiseho fahafaham-po noho ny asa vita: Nankasitraka ny zava-bitany ny fanfakana
9 Maneho fihetseham-po mitory fitiavana sy hafaliana noho ny soa noraisina tamin' olona: Mahaiza mankasitraka raha nandray soa tamin' olona
10 Mahatsiahy: Mankasitraka ny soa nataonao izahay [1.1#629]
Fanazavàna teny anglisy  11 to find pleasing or acceptable; to thank [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  12 approuver; apprécier; témoigner sa reconnaissance [1.8]
Ohatra  13  Tsy mandrara ny fifankatiavanareo intsony aho, fa mankasitraka, fa fifankatiavana an-tsitrapo. [2.324]
Mpanahaka  14  mankafy, 15  mankamamy, 16  mankatelina, 17  mankatoa, 18  tia
Ohabolana  19  Ohabolana misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22