Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mahatonga hadilo: Mahadilo ny nify ny voasarimakirana [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankadilo
Ny lasa : nankadilo
Ny hoavy : hankadilo
Tovy hevitra mahadilo ~ mampadilo

Teny iditra mankadilo (dilo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy  [Provincial] To punish, to make repent [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mankadilo
Ny lasa : nankadilo
Ny hoavy : hankadilo

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/10