Teny iditra | manjijy | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Manjihitra, manenjana [1.78] | |
Teny iditra | manjijy | |
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | |
Fanazavàna teny malagasy | [Tanala] Mifoka (paraky, ets) [1.78] | |
Fivaditsoratra | manjijy, mijanjy, mijinja |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |