| Fanazavàna teny malagasy |
8 [Sihanaka] manavatsava, mamakivaky
[1.78]
9 Mandalo eo afovoany: Tsy hita intsony ny hamenarako nanivaka teto afovoan' ny olona
10 Miala amin' ny lalambe ka mandeha amin' ny lalankely na mamoron-dalana mihitsy aza mba hahatongavana haingana na hahafohy ny dia: Taiza ho aiza izy no nanivaka no tsy hitanay akory ~ Misy feo manivaka izany ka maharatsy ny hira
11 Manositosika, mandavo, mamotraka olona: Olona tsy mahalala fomba koa itony manivaka ny sasany itony rehefa mandalo
[1.1]
|