Teny iditra | manitsakitsaka (hitsakitsaka (hitsaka)) | ||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||
Fanazavàna teny malagasy | [Betsimisaraka] [ mañitsakitsaka ] Manao tsinontsinona ny namana, manavakavaka na mampihisaka amin'ny tongotra [1.78] | ||
Tovy hevitra | mañitsaka | ||
Kamban-teny |
| ||
Nohavaozina tamin' ny 2023/10/26 |