|
|
|
|

Teny iditra 1  manioka
Fototeny  2 sioka
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
Fanazavàna teny malagasy  7 Enti-milaza rivotra mitsoka kely
8 Enti-milaza ny nify mararirary kely toy ny nisy rivotra tafiditra any anatiny [1.1]

Fivaditsoratra  9 kamoina, 10 manaoky, manioka, 11 mañoaky, 12 mianoka, 13 mikaona

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/20